Beanana-Maevatanàna : Nisitraka fotodrafitrasa vaovao ny CEG
Tontosa tamin’ny alakamisy faha 11 aprily 2024 teo, ny fitokanana fotodrafitrasa ahitana efitrano fianarana, izay natrehan’ireo olo-manan-kaja sy sivily, miaramila, ary ny solontenan’ny » GESCOD », angady nanànana izao fotodrafitrasa...