Ambohitsoa : « Solaire » vao notokanana nisy nangalatra sahady
Ny antoandro ny fitokanana ofisialy izay natrehin’ny manam-pahefana isan-karazany. Ny alina anefa dia efa nisy nangalatra sahady ny fotodrafitrasa tsara tarehy sy mba mampamiramiratra ny tanàn’Ambohitsoa sy Ivanja. Ny iray tamin’ireo roapolo...