Ambatondrazaka : Raikely nanolana ny zana-badiny
Efa imbetsaka ihany no nanampatra ny filan-dratsiny tamin’ity zazavavy ity ilay raikeliny, raha ny fampitam-baovaon’ny pôlisy saingy tsy nety nahazo rariny tamin’ny reniny raha mba nitarainy tany. Izy indray aza no nahazo fandrahonana, raha...