Ambatofahavalo : Nandihizan’ny tontakely ny tranon’ireo mpiangona
Nanararaotra tanteraka ny tsy nahateo ny ankabeazan’ireo mponina ireto tontakely ka nanao izay danin’ny kibony tanteraka. Tokatrano maromaro tao amin’ny tananan’Ambohibao, no nasesisin’ny jiolahy novakiana tao amin’ny fokontany...