Fisolokiana eny an-dalambe : Mila mailo ny tsirairay, hoy ny zandary
Na dia efa betsaka aza ireo voasambotra, mbola maro ireo mpandimby ilay asa, ary tsy vitsy an’isa ihany koa ireo mbola tafaroboka ao anatin’ny haraton’izy ireo. Tsy iza izany fa ireo mpisoloky an-dalambe, ary saika ahitana azy ireo manerana...