Anosy : Nitsoaka ilay fiara nahafaty renim-pianakaviana
Ramatoa izay hamonjy fiangonana vao maraina ny andron’ny taom-baovao no niharan’ny lozam-pifamoivoizana. Teo Anosy no nitranga izany ary maty tsy tsa-drano ilay olona voadona. Mpianaka izy ireo no niaraka dia ilay ramatoa sy ny zanany lahy izay...