Soamanandrariny : Mpanafika cash point maty voatifitra, rehefa avy nandratra zandary
Rà nivaly rà ! Maty voatifitry ny zandary ny alakamisy maraina teo tetsy Soamanandrariny ilay jiolahy raindahiny, namono nahafaty mpitantana « cash point » teny amin’iny faritra manodidina iny. Tamin’’ny fotoana nisamborana azy dia...