Fametavetana vehivavy ao am-piangonana : Pasitera sandoka sy mpaminany roa lahy nadoboka am-ponja
Gaga ny maro raha nahare fa misy pastera sy mpaminany sandoka nofonjain’ny fitsarana noho ny fametavetana mpino vavy ao amin’ny fiangonana sahanin’izy ireo eto Toamasina. Voalaza fa ireo mpino mivavaka ao aminy ihany no nitory azy ireo noho...