Soavinandriana : Tambajotra mpamaky trano nikoizana, ravan’ny pôlisy
Efa ela no nampikolay sy nampitondra faisana ireo mponina tao Soavinandriana Itasy tao sy ny manodidina ireto olon-dratsy ireto fa izay vao nisy sahy nitory ny lasibatra. Nandray ny andraikitra avy hatrany ny pôlisy avy ao amin’ny...