Arivonimamo : Dahalo raindahiny maty voatifitra
Lehiben’ny jiolahy iray fantatra amin’ny anarana hoe Dede no maty voatifitry ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-paritra Arivonimamo ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy teo. Raha ny fampitam-bavovao azo dia teo am-pikononkonona...