Ambohimangakely : Zaza herintaona matin’ny daroky ny rainy
Tezitra ilay rangahy fa nivalan-drano tao anaty kilaotiny ilay zaza. Io farany izay vao herintaona monja. Nodarohany mafy tao amin’ny hatony ary nanomboka teo dia nandoa foana ilay zaza ny alina tontolo. Nentina tany amin’ny CSB2 eo...