Patrick Raharimanana : Napetraka eo ambany fanaraha-mason’ny fitsaràna

Herinandro katroka taty aoriana vao niakatra teo anivon’ny fampanoavana ny raharaha izay mahakasika an’i Patrick Raharimanana. Herinandro izany izy no natao andrimaso sy nohadihadiana teo anivon’ny sampana roa samihafa an’ny mpitandro ny filaminana : ny mpanao fanadihadiana momba ny heloka bevava eo anivon’ny zandary etsy Fiadanana ary ny sampana mitovy an’ny polisy etsy Anosy. Raharaha mitovy ihany ny fanenjehana ara-pitsaràna azy dia ny famoahana amin’ny tambajotra sosialy ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Patrick Raharimanana : Napetraka eo ambany fanaraha-mason’ny fitsaràna