Patrick Raharimanana : Vita ny tetsy Fiadanana dia nalefa eny Anosy indray

Fanadihadiana roa sosona. Vita ny teny amin’ny zandary misahana ny fanadihadiana momba ny raharaha heloka bevava dia naterina teny amin’ny polisy misahana ny andraikitra mitovy indray ny tenany. Tapitra izany ny 48 ora fe-potoana azo itazomana amin’ny fonjakely tetsy Fiadanana dia nisokatra indray ny an’ny BC etsy Anosy. Ny alakamisy lasa teo raha tsiahivina no nanomboka notazomin’ny zandary i Patrick Raharimanana noho ny famoahana ny fandaharam-potoanan’ny Filoham-pirenena...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Patrick Raharimanana : Vita ny tetsy Fiadanana dia nalefa eny Anosy indray