Pôlisy misahana ny sisin-tany Ivato : Tsy misy famidram-po ho an’ireo izay mihoa-pefy, hoy ny Ministra

Taorian’ireo tranga sy fitairanana maro samihafa, nanondraka ny tambjotra sosialy tao ho ato izay, mahakasika ny ataon’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny misahana ny fisavàna etsy amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena etsy Ivato, tafiditra tao anatin’izany ireo pôlisy misahana ny sisin-tany na ny PAF, dia nisy ny fidinana ifotony nataon’Atoa Contrôleur Général de police Rakotoarimanana Herilala, ministry ny Filaminam-bahoaka, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Pôlisy misahana ny sisin-tany Ivato : Tsy misy famidram-po ho an’ireo izay mihoa-pefy, hoy ny Ministra