Port-Bérgé : Mpanolana maty voatifitra

Natao savahao ny fikarohana an’ilay lehilahy nahavanon-doza. Mpianatra amin’ny kilasy faharoa eny amin’ny Lisea no naolany ary avy eo novonoiny ny talata lasa teo. Tezitra ny olona raha naheno ity heloka bevava ity. Nanokatra fanadihadiana haingana ny zandary ary raha vao fantatra ny tompon’antoka dia natomboka avy hatrany ny fikarohana azy. Tsy ela dia sarona, satria tena nanampy tamin’ny fanomezam-baovao ny fokonolona. Fantatra hatramin’ny anarany, izay antsoina hoe Risady, sy ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Port-Bérgé : Mpanolana maty voatifitra