Raharaha fitsaboana nentim-paharazana : Niakatra fitsarana ambony ny alarobia teo ny raharaha

Tsy mety kivy ireo tovovavy nitory an’ingahy Razanadrajaona Daniel mpitsabo nentim-paharazana. Isan’ny nitoriana ity mpitsabo nentim-paharazana ity izay nalaza ny volana may sy jona tany ho any, dia ny fananararaotana ara-nofo nataony tamin’ireo tovovavy tsaboany. Voalaza fa nisy tamin’ireo tovovavy notsaboany ireo no nisy tromba saingy tsy nivoaka, ka raha vao nanatona azy dia nivoaka izany ary lasa mpitsabo olona koa izy ankehitriny. Vehivavy fito notsaboina tao no indray mitory...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Raharaha fitsaboana nentim-paharazana : Niakatra fitsarana ambony ny alarobia teo ny raharaha