Ranomafana : Teratany vahiny namoy ny ainy tao anaty ala

Teo am-panaovana fitsidihana ny valanjavaboahary tao Ranomafana mihitsy ity terantany vahiny 73 taona no nitolefika moramora. Tsy avotra intsony ny ainy. Omaly tokony ho tamin’ny folo ora maraina no nahazo antso tamin’ireo mpitondra mpizahantany ny teo anivon’ny zandary avy ao Ranomafana, mahakasika ity terantany vahiny namoy ny ainy ity. Vantany vao hitan’ireto farany ny nahazo ity vazaha ity, dia nezahin’izy ireo nentina haingana namonjy toeram-pitsaboana CSB-II tao Ranomafana izy....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Ranomafana : Teratany vahiny namoy ny ainy tao anaty ala