RN2 : Voaroba ny fiara nitondra ny tarika Vaiavy Chila

« Maizina ny andro, ny lalana ratsy … natahotra tsy nisy sahy nivoaka izahay kanefa henonay tsara izy ireo mamaha ny tady sy mamaha labasy tao ambony fiara (…) Isaorana an’i Zagnahary hatrany fa vita ny zavatra natao tany ary tafaverina soa aman-tsara izahay. Tsy nisy naninona … » araka ny fitantaran’i Vaiavy Chila Ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo lasibatry ny halatra teny ambony tafo, fanaon’ireo olon-dratsy eny amin’ny lalam-pirenena ny fiara nitondra ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de RN2 : Voaroba ny fiara nitondra ny tarika Vaiavy Chila