RN3 : Taxibe nifanenjika nifaoka môtô

Tsy fiara mpitatitra mitrandraka iny lalana iny akory ireto taxi-be nifanenjika namoa-doza tetsy amin’ny sampan’Ambohimanga ireto. Fiara mpitatitra ao amin’ny zotra D, mampitohy an’i Vasakaosy sy Ivato, araka ny angom-baovao azo. Ny harivan’ny alahady teo tokoa mantsy dia nitrangana lozam-pifamoivoizana nandratrana olona indray tamin’iny lalam-pirenena fahatelo iny, teo amin’ny toerana antsoina hoe Sampanan’Ambohimanga. Mpitondra môtô no lasibatra ary naratra mafy. Olona...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de RN3 : Taxibe nifanenjika nifaoka môtô