RN4 :  Fiara 4×4 nitondra razana namantana anaty lavaka 300 metatra

Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny Rn4, miala mianatsimo ny tanànan’Antananarivokely, any amin’ny kaominina ambanivohitra Antsiafabositra, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny Alatsinainy hifoha talata teo no nisehoan’izany. Fiara tsy mataho-dalana na fiara 4×4 iray miloko mainty no nandeha naka razana tany amin’ny disitrikan’Ambatoboeny, any amin’ny tanànan’Anjiajia, rehefa naheno ny fahafatesan’ilay lehilahy antsoina hoe: Rakontondranaivo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de RN4 :  Fiara 4×4 nitondra razana namantana anaty lavaka 300 metatra