RN4 : Olona roa natao takalon’aina

Mbola manjaka ny halatr’omby. Mirongatra tanteraka ny fanaovana takalon’aina any amin’ny tontolo ambanivohitra. Tao amin’ny fokontany antsoina hoe Tsararova, ao amin’ny distrikan’ny Tsaratanàna no naka olona roa ireo jiolahy. Tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany alina no nigadona tao an-tanàna ireo dahalo tsy latsaky ny 30 lahy ary mitam-basy mahery vaika sy zava-maranitra. Omby miisa 130 no lasan’ireo, izany hoe notetezina avokoa izay vala nisy io biby fiompy io. Mbola...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de RN4 : Olona roa natao takalon’aina