Rolly Mercia : Nolavina ny fangatahany LP

Niakatra fitsaràna omaly indray ny minisitry ny serasera teo aloha, Rahajason Harry Laurent fantatra amin’ny anarana mpanao gazety Rolly Mercia. Nampiakatra teo anivon’ny fitsaràna ambony ny tenany mba ho fanoherana ny didy tamin’ny fitsarana ambaratonga voalohany izay nanasazy azy 30 volana an-tranomaizina. Tonga teny an-toerana ny tenany sy ny mpisolovava azy hatramin’izay, Me Eric Rafidison. Nahemotry ny fitsaràna amin’ny 15 martsa ny fandrasàna ity raharaha ity ary nolavina...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Rolly Mercia : Nolavina ny fangatahany LP