Sabotsy Namehana : Mpivarotra rongony niafina tao anaty WC

Raikitra ny fifanenjehana. Tsy nahita aleha intsony ity lehilahy iray, izay efa fantatry ny rehetra fa mpivarotra rongony ary efa voatsikaritry ny zandary ihany koa. Faraherin’ingahirainy, niafina tao anatin’irony trano fivoahana irony ary niezaka nanary ireo «entam-barotra » teny aminy tao anatin’ny lavak’izany WC izany. Indrisy anefa, tsy nety levona ireo porofo … Tranga niseho tetsy Sabotsy Namehana. Efa nisy ny angom-baovao azon’ireo zandary avy eo anivon’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar