Sakoroka teto an-drenivohitra : Nirefodrefotra ny « lacrymogène », niradraraka ny tora-bato

Sakan-dalana tetsy, sakan-dalana teroa. Nihamafy hatrany ny hetsika nataon’ireo vahoaka teo anivon’ny mpomba ny vondron’ireo kandidà ny sabotsy lasa teo. Nanoloana ireo herisetra maimaim-poana, nataon’ireo mpitandro filaminana azy ireo, nandritra izay iray volana mahery nisian’ity hetsika ity dia nanamafy ny fiarovan-tena ary namaly ireo mpitandro filaminana tamin’ny alalan’ny fitaovana teny am-pelatanany ny sasantsany tamin’izy ireo. Antaninandro sy Behoririka no toerana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Sakoroka teto an-drenivohitra : Nirefodrefotra ny « lacrymogène », niradraraka ny tora-bato