Saropody  : Lehilahy 60 taona saika hamaky trano

Noraisim-potsiny teo an-tokontanin’olona ilay mpangalatra. Lehilahy lehibe iray 60 taona no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny boriborintany faharoan’ny Filambinam-bahoaka etsy Ambohijatovo Ambony teny Saropody omaly alatsinainy tamin’ny 5 ora maraina noho ny resaka fikasana hamaky tranon’olona. Fampitam-baovao avy amin’ny olona mpiray void-rindrina no nadrenesan’ny polisy ny fisian’ity olon-dratsy ity. Nisy nahatazana izy nihanika ny tamboho fefin’ilay...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Saropody  : Lehilahy 60 taona saika hamaky trano