Scooter : Mpanamory iray miady amin’ny fahafatesana

Isan’andro hatramin’ny faran’ny herinandro teo dia nandratra na namono olona hatrany ny fitaingenana moto scooter. Vao omaly ny gazety no nitatitra fahafatesan’olona teny Manjaka-Ilafy, anio indray dia misy iray miady amin’ny fahafatesana rehefa nazeran’ny kodiaran-droa. Tetsy Ambohitrimanjaka, omaly maraina no niseho ilay lozam-pifamoivoizana. Tamin’iny lalam-baovao izay mifanakaiky ny tetezana iny no hita nianjera ilay kodiaran-droa. Vaky tanteraka ny lohan’ny mpanamory ary...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Scooter : Mpanamory iray miady amin’ny fahafatesana