Sinoa nitifitra fonkisonera roa : Arahin’ny fianakavian’ny maty akaiky ny raharaha

Mbola midoboka am-ponja eny Tsiafahy ilay sinoa atidoha nikotrika ny fitifirana ho faty ny fonkisonera roa. Torak’izany koa ireo polisy roa, mpiana-draharaha ny voalohany ary komiserany ny faharoa. Itsy voalohany no nitifitra nahafaty ary itsy faharoa kosa no voarohirohy ho namatsy fitaovam-piadiana nentina nanatanterahana izany. Raha hiverenana fohy, tetsy Ambohimahatsinjo-Imerinkasinina ny 15 novambra ny taon-dasa no niseho ilay heloka bevava. Mbola tao anaty fiara ireo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Sinoa nitifitra fonkisonera roa : Arahin’ny fianakavian’ny maty akaiky ny raharaha