Soavinandriana Itasy : Lehilahy nanolana zaza efa-taona tao amin’ny fitombenany

Lehilahy 38 taona no nahavanon-doza, efa raim-pianakaviana. Olona izay noraisin’ity zazakely ity ho zokilahiny. Araka ny angom-baovao azo dia tsy nahatanty ny nahita an’ity ankizivavikely ity niboridana ingahy ka rafitra nametaveta azy avy hatrany. Tranga niseho ny herinandro lasa teo, tany amin’iny distrikan’i Soavinandriana Itasy iny. Araka ny nambaran’ny renin’ny zaza, tamin’ny fitoriana izay napetrany tao amin’ny kaomisarian’ny pôlisy tao Soavinandriana dia...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Soavinandriana Itasy : Lehilahy nanolana zaza efa-taona tao amin’ny fitombenany