Soavinandriana Itasy : Voasambotra ary nadoboka am-ponja indray i Baina

Ingahy mpamaky trano raindahiny, niaraka tamin’ireo entana nangalariny Tovolahy iray mpamaky trano hikoizana no sady mpivarotra halatra indray no voasambotry ny pôlisy avy ao amin’ny kaomisarian’ny Soavinandriana Itasy tarihin’ny Officier de police Razanajatovo Tsiorinirina. Fantatra amin’ny petak’anarana hoe « Baina », izy izay efa nigadra roa taona, ny taona 2021, noho izay asa ratsy izay kanefa dia izao tra-tehaka sy tratra ambodiomby teo am-pitazomanana entana halatra...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Soavinandriana Itasy : Voasambotra ary nadoboka am-ponja indray i Baina