Soavinandriana :  Lonilony saika hanapahana lohan’olona

Tsindron’antsy maromaro no efa niantefa tamin’ity tovolahy iray. Tsy vitan’izay fa efa nandeha naka sabatra, handeha hanapaka ny lohany ilay nahavon-doza no tonga ny olona, izay avy hatrany dia niaro azy. Voasambotra ilay mpamono ary saika nivoana tamin’ny fitsaram-bahoaka ny raharaha, saingy tonga haingana ny polisy. Tranga niseho ny faran’ny herinandro lasa teo tao amin’ny kaominina Mananasy, distrikan’i Soavinandriana Itasy. Raha ny fanazavana azo avy amin’ireo mpanao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Soavinandriana :  Lonilony saika hanapahana lohan’olona