Talem-paritry ny serasera sy ny kolontsaina : Natao ny alakamisy teo ny famindram-pitantanana

Tsy niandry ela fa herinandro mahery taorian’ny fanendrena ny talem-paritra vaovaon’ny serasera sy ny kolontsaina atsinanana, dia napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny talem-paritra vaovao notendren’ny fanjakana, Atoa Harison Stéphanio. Nanao izany ny sekretera jeneralin’ny prefektioran’i Toamasina fa tsy teto Toamasina ny prefen’i Toamasina, fa namita iraka ao Antananarivo. Fantatra tao anatin’ny famidram-pitantanana fa tafiditra ao anatin’ny asa 100 andro ny ministera izao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Talem-paritry ny serasera sy ny kolontsaina : Natao ny alakamisy teo ny famindram-pitantanana