Tanamakoa P/elle 12/14 : Nitrangana haitrano, olona mianaka niara-maty…

Nisehoan’ny hain-trano goavana vokatry ny fipoahan’ny kaontera mipetraka teo am-baravarana ny tao Tanamakoa 12/14. Maty nandritra izany ireto mpianaka nipetraka tao, tsy iza fa ny reniny 22 taona sy ny zanany 02 taona latsaka. Raha ny filazan’ny mpiara-monina tamin’ity haintrano nitranga ity, izay samy namoaka entana avokoa tao anatin’izany mba tsy hitaran’ny haintrano, dia efa tafavoaka ilay ramatoa vao taitra fa hadino tao an-trano mirehatra ny zanany, ka niverina naka an-janany....
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Tanamakoa P/elle 12/14 : Nitrangana haitrano, olona mianaka niara-maty…