Taxibe nandeha mafy : Nosamborina ny mpamily sy ny « receveur »

Mazava ny voalazan’ny bokin’andraikitra mifehy ny fitandrahana zotra fitateram-bahoaka, indrindra fa ny eto an-drenivohitra sy ny manodidina azy, mahakasika ny hafainganam-pandehan’ny fiara mpitatitra, izay voafetra sy tsy tokony hihoatra ny 40 km isan’ora ! Mazàna anefa, maro amin’ireo mpamilin’ireo taxibe na manao zotra an-tanan-dehibe na zotra mivoaka ny tanan-dehibe no tsy manaja izany hafainganam-pandeha voafetra izany. Tranga nisy teny amin’iny vahalavan’Ampitatafika...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Taxibe nandeha mafy : Nosamborina ny mpamily sy ny « receveur »