Toamasina : Artista saika voakapan’ny sabatra

Divi-janahary no tsy nahafaty ity mpanakanto antsoina hoe Tsilavina. Nisy andian-jiolahy nanendaka izy ary iretsy voalohany dia tsy nisalasala nampiasa ilay zava-maranitra (sabatra) teny amin’izy ireo. Tsy vitan’izany fa ny lohany avy hatrany no nokendrena, izany hoe tena vonona ny hamono ny tanjona. Soa anefa fa mba nahay niala an’izany i Tsilavina ka mba afa-doza nandritra ity asan-jiolahy teo amin’ny fokontany Morarano, afak’omaly alina manodidina ny amin’ny 9 ora alina. Na...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Toamasina : Artista saika voakapan’ny sabatra