Toamasina renivohitra : Jiolahy dimy lahy lavon’ny polisy, vehivavy iray naolana telolahy…

Tena mirongatra ny tsy filaminam-bahoaka eto Toamasina renivohitra amin’izao fotoana izao, na eo ireo ezaka efa ataon’ny polisy sy ny zandary mamerina izany fahandriampahalemana izany. Fantatra ny faran’ny herinandro, ny sabotsy teo, ny fisian’ny tranga fanolanana nahazo ity vehivavy iray teny Ambohijafy mifanila amin’ny trano fanaovana lanonana « Raimbow », teo amin’ireo mpivarotra volotsangana. Lehilahy telo no nahavanona izany, ka niantso vonjy ilay tovovavy. Tao...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Toamasina renivohitra : Jiolahy dimy lahy lavon’ny polisy, vehivavy iray naolana telolahy…