Toamasina renivohitra : Jiolahy roa mpanendaka matin’ny polisy

Nirefotra indray ny basy ny alin’ny alarobia nifoha ny alakamisy teo tokony tamin’ny 2 ora maraina. Teo akaikin’ny sekoly “Séraphin” amin’ny lalam-baovao Tanambao V no nitragan’izany araka ny fanazavana azo. Araka ny fantatra dia jiolahy roa no lavon’ny balan’ny polisy, teo am-pandravana olona nataon’izy ireo. Raha ny fanazavana dia efa-dahy izy ireo no miaraka amin’ny fandravana olona toy izao, ka sendra olona nandeha posy teo akaikin’ny paositra Mangarivotra dia avy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Toamasina renivohitra : Jiolahy roa mpanendaka matin’ny polisy