Toamasina renivohitra : Manjaka ireo mpanafika mpitaingina « Scooter »…

Tena manao ny lalanany ireo mpanao fanafihana mpitaingina moto “scooter” eto Toamasina anakehitriny. Ny farany teo no saika nanaovan’izy ireo ny asa ratsiny tamin’ny fanafihana olona mitondra vola, na ireo olona ahiany ho mitondra vola any aminy. Voalohany tamin’izany ilay tranga ny zoma hariva teo tao Ampasimazava, nanafihan’ireto roa lahy mpitondra moto “scooter” vola na jirofo avy nalaina. Efa narahin’ireto olona roa lahy ireto ny olona mpitondra ilay vola, ka raha izy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Toamasina renivohitra : Manjaka ireo mpanafika mpitaingina « Scooter »…