Toamasina : « Sexy show », nanafintohina olona

Tao amin’ny toeram-pandihizana lehibe iray tao an-toerana no nisian’ilay hetsika, ny alin’ny sabotsy teo. Nisy afisy nipetraka mialoha ary dia tonga maro ny olona, indrindra ireo tanora. Samy nampiasa ny findainy ny ankamaroan’ny mpijery ary nisy ny nizara izany tamin’ny tambajotra sosialy. Teo ny taitra ny maro raha nahita ireo vehivavy tanora izay manao akanjo efa manakaiky ny mitanjaka tanteraka ary indrindra koa ny fihetsika mamoafady. Niteraka resa-be avy hatrany izany satria...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Toamasina : « Sexy show », nanafintohina olona