Toliara : « Bigboss » sy sokatra, nosamborina ilay vazaha

Mailomailo be ilay teratany vahiny tonga teo amin’ny seranam-piaramanidina tany Toliara mba hamonjy zotra. Nanintona ny polisy misahana ny fiambenana izany. Rehefa natao tokoa ny fisavana ny taratasy sy ny entana dia nisy dikany tokoa ilay fihetsika hafahafa. Nisy sokatra enina tao anaty vatan-kazo kely miisa roa. Mody nasiana marika sigara teo ivelan’izany mba hahavery ny mpisava. Tsy nahomby anefa izany tamin’ity indray mitoraka ity. Hita tao ny sokatra mbola velona. Tsy vitan’izany...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Toliara : « Bigboss » sy sokatra, nosamborina ilay vazaha