Tsaratanàna : Olona 04 indray no nalain’ny jiolahy an-keriny.

Efa manomboka mahazo vahana indray ny trangana fankana an-keriny miseho, any amin’ilany atsimo disitrakan’ i Tsaratanàna, nandritra ny faraparany volana Janoary 2024 sy hatramin’ny Febroary teo, na dia eo aza, ny hiezaka fampandriana fahalemana ny tany ataony mpitandro filaminana roalafy: ny Zandary sy miaramila, amin’ny hetsika izay antsoina hoe: Opération HARATO 2, dia tsy nataon’ireo malaso mahasakana ny asa ratsiny izany. Raha ny fampitam-bavaova voarainay hatrany, tamin’ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Tsaratanàna : Olona 04 indray no nalain’ny jiolahy an-keriny.