Tsaratanàna : Vehivavy roa takalon’aina votsotra

Efa am-bolana maro vao votsotra ireo olona nalain’ny jiolahy an-keriny tany amin’ny toerana atao hoe Ambolosy, fokontany ao ihany, kaominina Ambakireny, any amin’ny disitrikan’i Tsaratanàna. Raha ny angom-baovao voarainay hatrany, dia teo anelanelan’ny tanànan’i Soalazaina sy Marotsopoy/Analamanga no votsotra izy roa vavy, izay fantatra amin’ny anarana hoe: Raveloarimana Valiso Mathilde, tokony 28 taona eo, sy Ranantenaina Louisette tokony ho 18 taona eo ihany koa, samy monina...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Tsaratanàna : Vehivavy roa takalon’aina votsotra