Tsiroanomandidy : Telo lahy mpanakan-dalana voasambotry ny zandary

Isan’ireo tompon’antoka tamin’ny famonoana feno habibiana ilay raim-pianakaviana, mpivarotra mpitety tsena tao Bongolava tao izy ireo, araka ny fampitam-baovaon’ny zandary. Tranga izay niseho andro vitsy lasa teo tao Antsahatanteraka, kaominina Ambatolampy. Taorian’ity fanakanan-dàlana, niharo fanafihana ary vono olona ity dia nandray andraikitra avy hatrany ireo zandary tany an-toerana nanokatra ny fanadihadiana ary niezaka nikaroka ireo olon-dratsy. Tapa-bolana taty aoriana...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Tsiroanomandidy : Telo lahy mpanakan-dalana voasambotry ny zandary