« UP SHIFT » Fenoarivo Atsinanana : Tanora 85 mianadahy nahazo fiofanana araka asa

Zaitra, fanamboarana finday, fanamboarana sy fametrahana « panneaux solaires », ary fanodinana voankazo, … lalan-asa marobe no azon’ireto mpiofana trandrahina manomboka izao. Nandritra ny telo volana teo ho eo dia tanora miisa 85 avy any amin’ny faritra Analanjirofo iny no nisitraka fampiofanana araka asa tany an-toerana. Tao anatin’iny tetikasa « Up Shift » izay tohanan’ny Unicef, ary notanterahin’ny teo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny  fampiofanana araka asa sy ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de « UP SHIFT » Fenoarivo Atsinanana : Tanora 85 mianadahy nahazo fiofanana araka asa