Vangaindrano : Bizna rongony, 14 lahy nosamborina

Niainga tamin’ny fiahiahiana aloha ny raharaha rehefa nahita fitaterana rongony marobe amin’ny gony ny olona. Nisy ny nampandre ny zandary ary dia natao tokoa ny fidinana ifotony. Vao ny gony iray no voasava dia efa nazava ny resaka. Nosamborina avy hatrany ireo 14 lahy nitatitra ireo rongony 56 gony. Nogiazana kosa ireo zava-mahadomelina milanja 749,36 kilao, raha araka ny fanazavan’ny zandary. Tao amin’ny fokontany antsoina hoe Mariany, eo anivon’ny kaominina Ampasimalemy no nisy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Vangaindrano : Bizna rongony, 14 lahy nosamborina