Vondrozo : Olona 10 nosamborina noho ny fanapahan-doha

Tranga izay tsy fahita firy ity niseho tany Vondrozo ity kanefa dia niesisesy toa an-toerana ary nampihorohoro ny fiarahamonina. Olona efatra no tapa-doha ka ny vatan’ireo sisa no hita. Izay raha hiverenana kely ny tranga izay niseho tamin’ny herinandro lasa teo. Mbola misy telo amin’ireo loha izay karohina ary heverina ho fantatra avy amin’ny fanadihadian’ny zandary ny mety ho nanafenana azy, ary indrindra ny anton’ny nanapahana azy. Olona folo no efa eo am-pelatanan’ny zandary...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Vondrozo : Olona 10 nosamborina noho ny fanapahan-doha