03 Mey 2024. 50 Taona ny Holafitry ny Mpanao Gazety eto Madagasikara na OJM. Ny Lasa sy ny Ho avy

Ara-tantara. Tamin’ny 1993, taorian’ny tolo-kevitry ny Unesco tamin’ny 1991, no nanambaran’ny Firenena Mikambana ny 3 May ho « Andron’ny Fahalalahan’ny Asa Fanaovana Gazety ». Tsiahivina fa tamin’ny taona 1991 ihany koa no nanambaran’ny mpanao gazety avy amin’ny kaontinanta Afrikana ny Fanambaranan’i Windhoek (« Déclaration de Windhoek ») momba ny « pluralisme » (sarotra adika io voambolana io) sy ny fahaleovantenan’ny Haino aman-jery. Nanomboka teo,...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de 03 Mey 2024. 50 Taona ny Holafitry ny Mpanao Gazety eto Madagasikara na OJM. Ny Lasa sy ny Ho avy