Abu Dhabi, 07 May 2024. Filoha Andry Rajoelina. Ny kabariny, nadika teny malagasy, tamin’ny fisokafan’ny AIM andihiny faha-13

« Son Altesse Royale Sheikh Saud Bin Saqr Al Qasimi, Mpikambana ao amin'ny Filankevitra Ambonin'ny Emirà Arabo Mitambatra sy Emir an'i Ras Al Khaimah, Andriamatoa Tale Jeneralin’ny Fondation AIM, Ramatoa sy Andriamatoa Minisitra isany avy, Tompokolahy sy Tompokovavy, Ianareo mpandray anjara hajaina. An-kafaliana lehibe ny atongavako eto Abu Dhabi hiatrika ity Fivoriana faha-13 momban’ny fampiasam-bola, atao isan-taona ity. Voninahitra ho an’i Madagasikara ny mandray...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Abu Dhabi, 07 May 2024. Filoha Andry Rajoelina. Ny kabariny, nadika teny malagasy, tamin’ny fisokafan’ny AIM andihiny faha-13