Ampanihy, 14 May 2024. Natombok’i Rtoa Mialy R. Rajoelina ny fanaovam-baksiny faobe hamongorana ny lefakozatra

VIDEO " (...) Ny aretina poliomyélite dia tena mampitondra takaitra ary mety hitarika hatramin'ny fahafatesana. Mifindra amin'ny alàlan'ny piti-drora, ny fifampikasoana amina olona mitondra ny tsimok'aretina, ny atsembohona, ny diky, ny fihinana sakafo tsy voaaro... Ora vitsy monja aorian'ny fidiran'ny aretina ao anatin'ny rafi-pitatitra na ny "système nerveux", dia tratry ny fahalemena tsy azo...
Lire la suite sur Madagate
Image à la une de Ampanihy, 14 May 2024. Natombok’i Rtoa Mialy R. Rajoelina ny fanaovam-baksiny faobe hamongorana ny lefakozatra