Anarana tanim-boanjo

Fandaminana any Andafy ny fametrahana anarana isaky ny lalana. Manamora tokoa aloha ny fifaneraserana moderna, na dia tsy hiresaka afa-tsy ny fanaterana taratasy isan-tokantrano aza. Hafa mantsy ny hoe «120, Lalana Rainandriamampandry» sy ny hoe «près III XYZ 69 bis» : iaraha-mahita avy hatrany fa peta-toko ity faharoa.Ny an’ny Malagasy, tondroiny amin’ny zava-misy na ny lazany na ny toetrany ny toerana : Antani-narenina, Avaratr’Anjoma, Fara-vohitra, Am-pandrana, An-tsakaviro,...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar