Antananarivo : tsy ho omby an’Imerina, tsy hahazaka an’i Madagasikara

Telo amby enimpolo taona lasa ny tondra-drano marsa 1959. Saika efa lasa ohabolana miharo angano ny hoe «tamin’ny 1959» raha tsy nisy iny safo-drano tamin’ny janoary 2022 iny. Septambra 2023 : mampatsiahy indray ny APIPA (foibe miaro an’Antananarivo-Renivohitra tsy ho fefika rano) fa tsy azo atao ny «remblais» : ohatran’ny tsy dia manirery loatra ianao rehefa misy APIPAmba mampatsiahy izay ventesin’ny tena, isan’andro, efa ho telopolo taona.Dimanjato tapitrisa toratelo...
Lire la suite sur L'Express de Madagascar